Matio 13:43 MG1865

43 Ary amin'izany ny marina dia hamirapiratra tahaka ny masoandro any amin'ny fanjakan'ny Rainy. Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:43 amin'ny teny manodidina.