Matio 13:8 MG1865

8 Ary ny sasany dia voafafy teny amin'ny tany tsara, dia namoa: ny sasany avy zato heny, ary ny sasany avy enim-polo heny, ary ny sasany avy telo-polo heny.

Vakio ny toko manontolo Matio 13

Jereo Matio 13:8 amin'ny teny manodidina.