Matio 14:26 MG1865

26 Ary nony nahita Azy nitsangantsangana tambonin'ny ranomasina ny mpianatra, dia raiki-tahotra ka nanao hoe: Matoatoa io; dia niantso izy noho ny tahotra.

Vakio ny toko manontolo Matio 14

Jereo Matio 14:26 amin'ny teny manodidina.