Matio 14:30 MG1865

30 Fa raha nahita ny rivotra izy, dia natahotra, ary raha vao nilentika izy, dia niantso hoe: Tompo ô, vonjeo aho!

Vakio ny toko manontolo Matio 14

Jereo Matio 14:30 amin'ny teny manodidina.