Matio 14:33 MG1865

33 Ary izay teo an-tsambokely dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Zanak'Andriamanitra tokoa Hianao.

Vakio ny toko manontolo Matio 14

Jereo Matio 14:33 amin'ny teny manodidina.