27 Fa hoy ravehivavy: Marina izany, Tompoko; fa na dia ny amboakely aza mba mihinana izay sombintsombiny latsaka avy amin'ny latabatry ny tompony ihany.
Vakio ny toko manontolo Matio 15
Jereo Matio 15:27 amin'ny teny manodidina.