Matio 16:17 MG1865

17 Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Sambatra ianao, ry Simona Bar-jona; fa tsy nofo aman-drà no naneho anao izany, fa ny Raiko Izay any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo Matio 16

Jereo Matio 16:17 amin'ny teny manodidina.