Matio 18:13 MG1865

13 Ary raha tàhiny hitany izy, dia lazaiko aminareo marina tokoa fa mahafaly azy iny noho ny sivy amby sivifolo izay tsy nania.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:13 amin'ny teny manodidina.