Matio 18:19 MG1865

19 Ary lazaiko aminareo koa: Raha misy roa aminareo mifanaiky etỳ ambonin'ny tany na amin'inona na amin'inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin'ny Raiko Izay any an-danitra izany.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:19 amin'ny teny manodidina.