Matio 18:25 MG1865

25 Ary satria tsy nanan-kaloa izy, dia nasain'ny tompony hamidy izy sy ny vadiny aman-janany mbamin'ny fananany rehetra handoavana ny trosa.

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:25 amin'ny teny manodidina.