Matio 18:32 MG1865

32 Dia nampanalain'ny tompony ralehilahy ka noteneniny hoe: Ry mpanompo ratsy fanahy, efa nafoiko ilay trosa rehetra taminao, satria nifona tamiko ianao;

Vakio ny toko manontolo Matio 18

Jereo Matio 18:32 amin'ny teny manodidina.