Matio 19:1 MG1865

1 Ary rehefa vitan'i Jesosy izany teny izany, dia niala tany Galilia Izy ka nihazo ny lalana teny an-dafin'i Jordana, dia tonga tany amin'ny sisin'i Jodia.

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:1 amin'ny teny manodidina.