Matio 19:12 MG1865

12 fa misy ionoka, izay teraka ionoka hatrany an-kibon-dreniny; ary misy ionoka, izay nataon'ny olona ionoka; ary misy ionoka, izay nanao ny tenany ionoka noho ny fanjakan'ny lanitra. Aoka handray izany izay mahay mandray.

Vakio ny toko manontolo Matio 19

Jereo Matio 19:12 amin'ny teny manodidina.