29 Ary izay rehetra efa nahafoy trano, na rahalahy, na anabavy, na ray, na reny, na zanaka, na tany, noho ny anarako, dia handray zato heny ka handova fiainana mandrakizay.
Vakio ny toko manontolo Matio 19
Jereo Matio 19:29 amin'ny teny manodidina.