Matio 20:25 MG1865

25 Fa Jesosy niantso azy hankeo aminy ka nanao hoe: Fantatrareo fa ny andrianan'ny jentilisa mampanompo azy tokoa, ary ny lehibeny manapaka azy fatratra.

Vakio ny toko manontolo Matio 20

Jereo Matio 20:25 amin'ny teny manodidina.