Matio 20:30 MG1865

30 Ary, indreo, nisy jamba roa lahy nipetraka teo amoron-dalana, ary nony reny fa Jesosy no mandalo, dia niantso izy ka nanao hoe: Mamindrà fo aminay, ry Tompo, Zanak'i Davida ô!

Vakio ny toko manontolo Matio 20

Jereo Matio 20:30 amin'ny teny manodidina.