Matio 20:6 MG1865

6 Ary rehefa tokony ho tamin'ny ora fahiraika ambin'ny folo dia nivoaka izy ka nahita ny sasany mitoetra eo, dia hoy izy taminy: Nahoana ianareo no mitoetra foana eto mandritra ny andro?

Vakio ny toko manontolo Matio 20

Jereo Matio 20:6 amin'ny teny manodidina.