1 Ary raha nanakaiky an'i Jerosalema izy ka tonga tao Betifaga any an-tendrombohitra Oliva, dia naniraka mpianatra roa lahy Jesosy ka nanao taminy hoe:
Vakio ny toko manontolo Matio 21
Jereo Matio 21:1 amin'ny teny manodidina.