Matio 21:20 MG1865

20 Ary nony hitan'ny mpianatra izany, dia gaga izy ka nanao hoe: Nanao ahoana re no dia nahamaina vetivety io aviavy io?

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:20 amin'ny teny manodidina.