Matio 21:24 MG1865

24 Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Izaho kosa hanontany anareo zavatra iray loha, ary raha hovalianareo izany, Izaho kosa dia hilaza aminareo izay fahefana anaovako izany:

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:24 amin'ny teny manodidina.