Matio 21:28 MG1865

28 Fa ahoana kosa no hevitrareo? Nisy lehilahy nanana zanaka roa lahy; dia nankeo amin'ny lahimatoa izy ka nanao hoe: Anaka, andeha miasa any amin'ny tanim-boaloboko anio.

Vakio ny toko manontolo Matio 21

Jereo Matio 21:28 amin'ny teny manodidina.