Matio 22:13 MG1865

13 Ary dia hoy ny mpanjaka tamin'ny mpanompony: Afatory ny tongony aman-tànany, dia ario any amin'ny maizina any ivelany izy; any no hisy ny fitomaniana sy ny fikitroha-nify.

Vakio ny toko manontolo Matio 22

Jereo Matio 22:13 amin'ny teny manodidina.