Matio 22:19 MG1865

19 Asehoy Ahy ny farantsakely fandoa amin'ny hetra. Dia nitondrany denaria Izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 22

Jereo Matio 22:19 amin'ny teny manodidina.