Matio 23:25 MG1865

25 Lozanareo, mpanora-dalàna sy Fariseo, mpihatsaravelatsihy! fa diovinareo ny vohon'ny kapoaka sy ny lovia, nefa ny ao anatiny dia feno rombaka sy tsi-fahononana.

Vakio ny toko manontolo Matio 23

Jereo Matio 23:25 amin'ny teny manodidina.