Matio 23:30 MG1865

30 ka hoy ianareo: Raha niara-belona tamin'ny razanay izahay, dia tsy mba nikambana taminy handatsa-drà ny mpaminany.

Vakio ny toko manontolo Matio 23

Jereo Matio 23:30 amin'ny teny manodidina.