Matio 24:7 MG1865

7 Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena, ary hisy fanjakana hitsangana hamely fanjakana; ary hisy mosary sy horohorontany amin'ny tany samy hafa.

Vakio ny toko manontolo Matio 24

Jereo Matio 24:7 amin'ny teny manodidina.