20 Ary nony nanatona ilay nandray ny talenta dimy, dia nitondra talenta dimy koa izy ka nanao hoe: Tompoko, talenta dimy no natolotrao ahy; indro, nahazo tombony talenta dimy koa aho.
Vakio ny toko manontolo Matio 25
Jereo Matio 25:20 amin'ny teny manodidina.