Matio 25:24 MG1865

24 Fa nony nanatona kosa ilay nandray ny talenta iray, dia nilaza hoe: Tompoko, fantatro fa olona mila voatsiary ianao, mijinja eny amin'izay tsy namafazanao, ary manangona eny amin'izay tsy nanahafanao;

Vakio ny toko manontolo Matio 25

Jereo Matio 25:24 amin'ny teny manodidina.