43 nivahiny Aho, fa tsy mba nampiantranoinareo; tsy nanan-kitafy Aho, fa tsy mba notafianareo; narary sy tao an-tranomaizina Aho, fa tsy mba novangianareo.
Vakio ny toko manontolo Matio 25
Jereo Matio 25:43 amin'ny teny manodidina.