Matio 26:10 MG1865

10 Ary fantatr'i Jesosy izay nataon'ireo, ka dia hoy Izy taminy: Nahoana ianareo no mampalahelo an-dravehivavy? fa asa soa no nataony tamiko.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:10 amin'ny teny manodidina.