Matio 26:13 MG1865

13 Lazaiko aminareo marina tokoa: Na aiza na aiza amin'izao tontolo izao no hitoriana ity filazantsara ity, dia holazaina koa izay nataon-dravehivavy mba ho fahatsiarovana azy.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:13 amin'ny teny manodidina.