Matio 26:18 MG1865

18 Ary hoy Izy: Mankanesa any an-tanàna ho any amin-dralehilahy, ka lazao aminy hoe: Hoy ny Mpampianatra: Efa akaiky ny fotoako; koa ato aminao Aho sy ny mpianatro no hitandrina ny Paska.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:18 amin'ny teny manodidina.