Matio 26:45 MG1865

45 Dia nankeo amin'ny mpianatra Izy ka nanao taminy hoe: Matoria ary ankehitriny, ka mialà sasatra ianareo; indro, efa akaiky ny ora, ary ny Zanak'olona hatolotra eo an-tànan'ny mpanota.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:45 amin'ny teny manodidina.