Matio 26:47 MG1865

47 Ary raha mbola niteny Jesosy, indro, avy Jodasy, izay isan'ny roa ambin'ny folo lahy, mbamin'ny vahoaka betsaka niaraka taminy, nitondra sabatra sy langilangy, nirahin'ny lohan'ny mpisorona sy ny loholona.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:47 amin'ny teny manodidina.