Matio 26:52 MG1865

52 Fa hoy Jesosy taminy: Ampidiro amin'ny tranony ny sabatrao; fa izay rehetra mandray sabatra no hovonoina amin'ny sabatra.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:52 amin'ny teny manodidina.