Matio 26:7 MG1865

7 dia nanatona Azy ny vehivavy anankiray nitondra tavoara alabastara feno menaka manitra saro-bidy loatra, ka naidiny tamin'ny lohany izany, raha nipetraka nihinana Izy.

Vakio ny toko manontolo Matio 26

Jereo Matio 26:7 amin'ny teny manodidina.