Matio 27:11 MG1865

11 Ary Jesosy nitsangana teo anatrehan'ny governora; ary ny governora nanontany Azy ka nanao hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Dia hoy Jesosy taminy: Voalazanao.

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:11 amin'ny teny manodidina.