22 Hoy Pilato taminy: Ka ahoana kosa ary no hataoko amin'i Jesosy, Izay atao hoe Kristy? Dia hoy izy rehetra: Aoka hohomboana amin'ny hazo fijaliana Izy.
Vakio ny toko manontolo Matio 27
Jereo Matio 27:22 amin'ny teny manodidina.