Matio 27:48 MG1865

48 Ary niaraka tamin'izay ny anankiray teo aminy dia nihazakazaha ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin'ny vinaingitra izany ka notohiziny tamin'ny volotara, dia natohony hotsentsefin'i Jesosy.

Vakio ny toko manontolo Matio 27

Jereo Matio 27:48 amin'ny teny manodidina.