51 Ary, indro, ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia triatra nizara roa hatrany ambony ka hatrany ambany; dia nihorohoro ny tany, ka nitresaka ny vatolampy;
Vakio ny toko manontolo Matio 27
Jereo Matio 27:51 amin'ny teny manodidina.