Matio 3:16 MG1865

16 Ary raha vao natao batisa Jesosy, dia niakatra avy teo amin'ny rano niaraka tamin'izay Izy; ary, indro, nisokatra taminy ny lanitra, ary hitany ny Fanahin'Andriamanitra nidina tahaka ny voromailala ka nankeo amboniny.

Vakio ny toko manontolo Matio 3

Jereo Matio 3:16 amin'ny teny manodidina.