Matio 5:18 MG1865

18 Fa lazaiko aminareo marina tokoa: Mandra-pahafoan'ny lanitra sy ny tany, dia tsy hisy ho foana akory amin'ny lalàna, na dia litera iray na tendron-tsoratra iray aza, mandra-pahatanterak'izy rehetra.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:18 amin'ny teny manodidina.