Matio 5:20 MG1865

20 Fa lazaiko aminareo: Raha tsy mihoatra noho ny an'ny mpanora-dalàna sy ny Fariseo ny fahamarinanareo, dia tsy hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra mihitsy ianareo.

Vakio ny toko manontolo Matio 5

Jereo Matio 5:20 amin'ny teny manodidina.