Matio 6:19 MG1865

19 Aza mihary harena ho anareo eto an-tany, izay misy kalalao sy harafesina manimba, sady misy mpangalatra manami-trano sy mangalatra.

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:19 amin'ny teny manodidina.