Matio 6:26 MG1865

26 Tsinjovy ny voro-manidina, fa tsy mba mamafy, na mijinja, na mitaona ho any an-tsompitra ireny; ary ny Rainareo Izay any an-danitra mamelona azy. Moa tsy mihoatra lavitra noho ireny va ianareo?

Vakio ny toko manontolo Matio 6

Jereo Matio 6:26 amin'ny teny manodidina.