7 Ary raha mivavaka ianareo, dia aza mba manao teny maro foana tahaka ny jentilisa; Fa ataony ho ny hamaroan'ny teniny no hihainoana azy.
Vakio ny toko manontolo Matio 6
Jereo Matio 6:7 amin'ny teny manodidina.