25 Ary latsaka ny ranonorana, ka nisy riaka be, sady nifofofofo ny rivotra ka namely izany trano izany; nefa tsy nianjera izy, satria efa naorina teo ambonin'ny vatolampy.
Vakio ny toko manontolo Matio 7
Jereo Matio 7:25 amin'ny teny manodidina.