Matio 7:4 MG1865

4 Ary ahoana no hilazanao amin'ny rahalahinao hoe: Aoka aho hanaisotra ny sombin-kazo eo amin'ny masonao; nefa, indro, ny andry eo amin'ny masonao?

Vakio ny toko manontolo Matio 7

Jereo Matio 7:4 amin'ny teny manodidina.