Matio 9:13 MG1865

13 Fa mandehana ka mianara izay hevitry ny teny hoe: Famindram-po no sitrako, fa tsy fanatitra alatsa-drà (Hos 6:6); fa tsy tonga hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota.

Vakio ny toko manontolo Matio 9

Jereo Matio 9:13 amin'ny teny manodidina.