Romana 1:23 MG1865

23 koa ny voninahitr'Andriamanitra tsy mety lò dia nosoloany zavatra tahaka ny endriky ny olona mety lò sy ny vorona sy ny biby manan-tongotra efatra ary ny zavatra mandady sy mikisaka.

Vakio ny toko manontolo Romana 1

Jereo Romana 1:23 amin'ny teny manodidina.